|
|
|
|

Entrée1  biby fiompy
Mots élémentaires  2  biby, 3  fiompy
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  biby manampy ny olombelona amin' ny lahasany na ataony sakafo, ka velominy sy karakarainy ary mipetraka tsy lavitra ny fonenany na ao an-tranony mihitsy aza [1.1]
Explications en français  6  animaux domestiques [1.13]
Vocabulaire  7  Economie: élevage
Synonymes  8  biby manompo

Mis à jour le 2025/09/12